\v 20 Fao avaizo dia afa natsangagna tamin'ny maty Kristy, lehy valaoham-bokatr'ire zay maty. \v 21 Fao satria tonga tamin'ny alalan'ny ôlogno araiky ny fahafataisagna, dia avy tamin'ny alalan'ny ôlogno araiky faogna koa no navian'ny fitsanganagna amin'ny maty.