\v 58 Noho zany, rahalahy tiako, mioraigna tsara aveo aza mihôzonkôzogno. Mandrosoa lalandava amin'ny asan'ny Tompo, satria hainareo fao tsy very maigny ny asanareo ao amin'ny Tompo.