\v 52 Hiaova atsika amin'ny fotoagna araiky, ao agnatin'ny ndraiky mipi, amin'ny trompetra farany. Hagneno ny trompaitra, ary reo maty dia hatsangagna ho tsy mety lô, aveo dia hovoagna atsika.\v 53 Fao tô vatagna mety maratra tô dia tsy maintsy hisikigny zay tsy mety lô, avakeo tô vatagna mety maty tô dia tsy maintsy hisikigny ny tsy fahafataisagna.