\v 10 Fao nohon'ny fahasoavan-Jagnahary no naha toy zao zaho, avakeo tsy foagna ny fahasoavany akato aminaha. Fao ndraiky, taigna niasa mafy ohoarigny amin'ny izy jiaby zaho. Naifa tsy zaho zany, fao ny fahasoavan-Jagnahary zay miaraka aminaha.\v 11 Noho zany zaho zany na zareo, karaha ny nitorianay dia araka zany no inoanareo.