\v 20 Ry rahalahy, aza mbô zaza amin'ny fihevitry are. Fao ndraiky, raha amin'ny ratsy, dia manaova tôrotro zaza.\v 21 Fao amin'ny fihevitriare dia aoka ho matotro are. Ao amin'ny lalàgna dia voasaoratra: "Amin'ny alalan'ny ôlogno hafa fivolagnagna ndraiky amin'ny alalan'ny môlotro ny vahiny dia hivaolagna amin'ny reto ôlogno reto Zaho. Na dia tsy hahiregny Zaho aby zare," hoizy Tompo.