\v 1 Ary zaho, rahalahy, dia tsy afaka nivaolagna taminareo hotra ny ôlogno zay ara-pagnahy, fao kanaifa hotra ny ôlogno ara-noôfo, hotra ny zazamadiniky ao amin'i Kristy. \v 2 Nifahanako ronono areo, fao tsy ventinkanigny, satria tsy vôgnogno tamin'ny zany areo; aveo na aminjeo aby dia mbôla tsy vôgnogno amin'ny zany areo.