\v 33 Aza mety ho fitahigny hoe: "Mandratra ny fisaignagna tsara ny nama-dratsy." \v 34 Mandiniha! Miaigna am-pahamarinagna! Aza manĂ´hy manota! Fao ny sasany aminare dia tsy managna fahaizagna Zagnahary. Mivaolagna zany hoamin'ny fahamignaragna zaho.