\v 24 Ave hoavy ny farany, koafa hamian'i Kristy ho nihin'i Zagnahary Iada ny fanjakagna. Zany dia koafa hagnafoagna ny fitsipiky jiaby ndraiky ny fahefagna jiaby ary ny angĂ´vo Izy. \v 25 Fao tsy maintsy manjaka Izy mandra-pamitrahany ny fahavalony jiaby ao ambanin'ny hongony. \v 26 Ny fahavalo farany hoaringagna dia ny fahafataisagna.