\v 10 Ary aminjareo zay manambady dia magnamia zao didy zao zaho_tsy zaho, fao ny tompo_ny vaiavy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny,\v 11 (Fao raha hotra izy kay misaraka amin'ny vadiny, dia tôkony hijanogno tsy hanambady na koa mimpôdy mihavagna amin'ny vadiny) _Aveo ny lalahy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny.