\v 5 Fao Zagnahary dia tsy nankasitraka tsara ny ankamaroan-jareo, aveo ny fatin-jareo dia naparitaka tagny antany maty.\v 6 Zeo regny raha regny dia aohatra amintsika, mbĂ´ tsy hagniriantsika raha ratsy ny nilainjareo