\v 1 Karaha zao no tôkony handraisan'ôlogno atsika, hotra ny mpanompon'i Kristy avakeo mpitandrigny reo misterin-Jagnahary.\v 2 Amin'ny zany fifandraiasagna zany, dia fepetra takigny amin'ny reo mpitandrigny ny maha-mendri-pitokiagna zareo.