\v 22 Fao tôrotro ny nahafataisan'ny jiaby tao amin'i Adama, dia ho velogno ao amin'i Kristy faogna koa ny jiaby. \v 23 Kanaifa samy ao amin'ny filaharany manaokagna ny tsiaraikiaraiky: Kristy, lehy voalaoham-bokatra, ary ave re zay nihin'i Kristy dia ho ata velogno amin'ny fiaviany.