\v 9 Fao zany dia afa voasaoratra ao amin'ny lalàgna'i Mosesy hoe: Aza asiagna fehi-vava ny aomby koafa mely vava izy." Taigna lehy aomby tokoa moa ny hihian-Jagnahary? \v 10 Tsy mikoragna momba zahay moa izy? Afa nisoroatagna ho antsika, fao zay miasa tany dia tôkony hiasa amin'ny fanantenagna, aveo zay mively dia tôkony hively amin'ny fanantenagna hahazo anjara amin'ny vokatra.\v 11 Raha namafy raha ara-pagnahy teo aminareo zahay, moa fôntry loatra aminay moa ny mijinja raha ara-materialy avy aminareo?