\v 35 Fao ny ôlogno araiky hivaolagna: "Akôry no namilaomagna ny maty, ary amin'ny karazagna vatagna ino no hatongavan-jareo?"\v 36 Tsy mahay na ino na ino areo! Zay hafafinareo dia tsy hanomboko hitômbo raha tsy maty zany.