\v 25 Ary momba zareo zay tsary nanambady, zaho dia tsy managna didy avy agny amin'ny Tompo. Kanaifa zaho dia magnamia ny hevitry naha hotra ny araiky zay, amin'ny alalan'ny famindram-pôn'ny Tompo, dia mendri-patokisagna. \v 26 Noho zany, mieritreritry zaho fao nohon'ny loza zay hoavy, dia tsara ho amin'ny lalahy ny mijanogno amin'ny maha izy azy.