\v 45 Ary afa voasaoratra faogna koa fao: "Nanjary fagnahy velogno Adama lehy lalahy voalaohany." Lehy Adama farany dia nanjary fagnahy magnamia fiainagna. \v 46 Fao tsy ny ara-pagnahy no tonga voalaohany fao ny voajagnahary, ary aveo ny ara-pagnahy.