\v 20 Fao zeo afa natsangagna tamin'ny maty Kristy, lehy voalaoham-bokatr'ireo zay maty. \v 21 Fao satria havy tamin'ny alalan'ny ôlogno araiky ny fahafataisagna, dia avy tamin'ny alalan'ny ôlogno araiky faogna koa no navian'ny fitsanganagna amin'ny maty.