\v 7 Ary hoan'ny tsiaraikiaraiky no namiagna fanehoagna ambailan'ny Fagnahy hoan'ny tombontsoan'ny jiaby. \v 8 Fao amin'ny ôlogno araiky dia namiagna avy amin'ny Fagnahy ny vaolagna fahindriagna, aveo hoan'ny araiky hafa ny vaolagna fahaizagna amin'ny alalan'ny Fagnahy mitôvy faogna.