\v 3 \v 4 \v 5 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky teo amin'ny tahotro, ary teo amin'ny fangovitagna be. Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo, mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary.