\v 25 Nagnano zany Izy mbô tsy hoisy fisarahagna eo amin'ny vatagna, fao mbô hifampikarakara amin'ny fitiavagna mitôvy re rantsagna. \v 26 Noho zany koafa mijaly ny rantsagna araiky, dia miara-mijaly reo rantsagna jiaby; na koafa amian-danja ny rantsagna araiky, dia miaraka ravo ny rantsagna jiaby. \v 27 Ary areo dia vatan'i Kristy ary rantsagna amin'ny zany ny tsiaraikiaraiky.