\v 8 Tsisy tamin'ny reo mpanapak'izao andro zao no nahay io fahindriagna io, fao raha nahatakatra zany zareo tamin'ny zany fotoagna zany, dia tsy ho nihombon-jareo lehy tômpon'ny vogninahitry.\v 9 Fao araka zay voasaoratra magnanjao: "Ireo raha zay tsisy maso nahita, tsisy sôfigny naharegny, tsisy eritreritry nahazo an-tsaigny, reo raha zay namian-Jagnahary ho an'reo tia Azy."