auto save
This commit is contained in:
parent
a32b58b13f
commit
f4ccca89e7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Amizao, ry rahalahy, nampihatra reo fitsipiky reo taminaha ndraiky tamin'ny Apolosy zaho nohon'ny aminareo, mbô hafahanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fivolagnagna hoe: "Aza mandaiha mihoatra zay voasoratra." Zany dia mbô tsi hoisy araiky aminareo hiraiharaiha ny amin'ny fankasitrahagna ny araiky noho ny hafa. Fao zôvy na mahita fahasamihafagna eo aminareo ndraiky reo hafa? Inona no anagnanareo kay tsy niraisinareo maimaimpoagna? Raha nandray zany maimaimpoagna aro, nagnino areo no miraiharaiha hotra ny tsy
|
||||
Amizao, ry rahalahy, nampihatra reo fitsipiky reo taminaha ndraiky tamin'ny Apolosy zaho nohon'ny aminareo, mbô hafahanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fivolagnagna hoe: "Aza mandaiha mihoatra zay voasoratra." Zany dia mbô tsi hoisy araiky aminareo hiraiharaiha ny amin'ny fankasitrahagna ny araiky noho ny hafa. Fao zôvy na mahita fahasamihafagna eo aminareo ndraiky reo hafa? Inona no anagnanareo kay tsy niraisinareo maimaimpoagna? Raha nandray zany maimaimpoagna aro, nagnino areo no miraiharaiha hotra ny tsy na
|
Loading…
Reference in New Issue