auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 19:07:25 -05:00 committed by root
parent 4e6024ba6e
commit f23eca92a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Koa nohon'ny fahaizagnao ny toetra marigny momba ny sampy, dia very lehy rahalahy malemy finoagna araiky, zay nahafataisan'ni Kristy. \v 12 Noho zany, koafa magnatogno amin'ny rahalahinareo areo kay mandratra ny saigny malemin-jareo, dia manota manohitry Kristy areo.\v 13 Noho zany, raha ny hanigny no mahatonga ny rahalahiko ho tafinto higny, dia tsy hihinan-kaina eky zaho, mbô tsy avy aminaha no handavo ny rahalahiko.
\v 11 Koa nohon'ny fahaizagnao ny toetra marigny momba ny sampy, dia very lehy rahalahy malemy finoagna araiky, zay nahafataisan'i Kristy. \v 12 Noho zany, koafa magnatogno amin'ny rahalahinareo areo kay mandratra ny saigny malemin-jareo, dia manota manohitry Kristy areo.\v 13 Noho zany, raha ny hanigny no mahatonga ny rahalahiko ho tafinto higny, dia tsy hihinan-kaina eky zaho, mbô tsy avy aminaha no handavo ny rahalahiko.