From ef7c5dc082a8c0f04e1e43e1dbbc1f210534b362 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 30 Nov 2020 19:28:29 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 02/01.txt | 2 +- 02/03.txt | 2 +- 02/06.txt | 2 +- 02/08.txt | 2 +- 02/10.txt | 2 +- 02/12.txt | 2 +- 02/14.txt | 2 +- 7 files changed, 7 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 5ac2546..11b5364 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -Kofa nandaiha aminareo zaho, ry rahalahy, dia tsy tonga niaraka taminy lahateny na fahendriagna raha nagnambara ny raha misitriky mahakasiky Zagnahary. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny maro hafa dia mivaky toy zao hoe: "Raha nagnambara ny fijoroagna vavolombelogno mahakasiky Zagnahary Zaho''] Fao nanapa-kevitry tsy hahay na ino na ino zaho koafa teo aminareo, afa tsy Jesôsy Kristy, ndraiky Izy voahombo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Kofa nandaiha aminareo zaho, ry rahalahy, dia tsy tonga niaraka taminy lahateny na fahendriagna raha nagnambara ny raha misitriky mahakasiky Zagnahary. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny maro hafa dia mivaky toy zao hoe: "Raha nagnambara ny fijoroagna vavolombelogno mahakasiky Zagnahary Zaho''] Fao nanapa-kevitry tsy hahay na ino na ino zaho koafa teo aminareo, afa tsy Jesôsy Kristy, ndraiky Izy voahombo. \ No newline at end of file diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index ae97e09..6e45cc3 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky teo amin'ny tahotro, ary teo amin'ny fangovitagna be. Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo, mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky teo amin'ny tahotro, ary teo amin'ny fangovitagna be. Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo, mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary. \ No newline at end of file diff --git a/02/06.txt b/02/06.txt index edff6be..f93734b 100644 --- a/02/06.txt +++ b/02/06.txt @@ -1 +1 @@ -Amizao, dia mikoragna fahindriagna eo amin'ny reo matotro zao, fao tsy ny fahindriagnan'ny izao tontolo izao, na ny an'reo mpanapak'izao vagninandro izao, zay mandalo faogna. Fao, mivaolagna ny fahindriagnan-Jagnahary amin'ny fahamarignagna mivôny atsika, lehy fahindriagna mivôny zay nitindren-Jagnahary mialaoha talohan'ny reo vagnin'andro jiaby ho vogninahitsika. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Amizao, dia mikoragna fahindriagna eo amin'ny reo matotro zao, fao tsy ny fahindriagnan'ny izao tontolo izao, na ny an'reo mpanapak'izao vagninandro izao, zay mandalo faogna. Fao, mivaolagna ny fahindriagnan-Jagnahary amin'ny fahamarignagna mivôny atsika, lehy fahindriagna mivôny zay nitindren-Jagnahary mialaoha talohan'ny reo vagnin'andro jiaby ho vogninahitsika. \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index d8ceb56..fcb7273 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -Tsisy tamin'ny reo mpanapak'izao andro zao no nahay io fahindriagna io, fao raha nahatakatra zany zareo tamin'ny zany fotoagna zany, dia tsy ho nihombon-jareo lehy tompon'ny vogninahitry. Fao araka zay voasaoratra hoe: "Ireo raha zay tsisy maso nahita, tsisy sôfigny naharegny, tsisy eritreritry nahazo an-tsaigny, reo raha zay namian-Jagnahary ho an'reo tia Azy." \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Tsisy tamin'ny reo mpanapak'izao andro zao no nahay io fahindriagna io, fao raha nahatakatra zany zareo tamin'ny zany fotoagna zany, dia tsy ho nihombon-jareo lehy tompon'ny vogninahitry. Fao araka zay voasaoratra hoe: "Ireo raha zay tsisy maso nahita, tsisy sôfigny naharegny, tsisy eritreritry nahazo an-tsaigny, reo raha zay namian-Jagnahary ho an'reo tia Azy." \ No newline at end of file diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index e3832df..2ad62c0 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -Ireo no raha nasehon-Jagnahary taminay tamin'ny Fagnahy. Fao ny Fagnahy dia mitady ny raha jiaby, na dia reo raha lalin-Jagnahary aby. Fa zôvy no mahay ny fisaignan'ôlogno araiky afa-tsy ny fagnahin'ôlogno ao aminy? Araka zany koa, tsisy mahay reo raha lalin-Jagnahary koa tsy ny Fagahin-Jagnahary. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Ireo no raha nasehon-Jagnahary taminay tamin'ny Fagnahy. Fao ny Fagnahy dia mitady ny raha jiaby, na dia reo raha lalin-Jagnahary aby. Fa zôvy no mahay ny fisaignan'ôlogno araiky afa-tsy ny fagnahin'ôlogno ao aminy? Araka zany koa, tsisy mahay reo raha lalin-Jagnahary koa tsy ny Fagahin-Jagnahary. \ No newline at end of file diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index c24beed..c217eef 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -Fao tsy nandray ny fagnahin'izao tontolo izao atsika, fao ny Fagahy zay avy amin-Jagnahary, mbô hahaizantsika mahay reo raha amiagna atsika maimaim-poagna avy amin-Jagnahary. MIvaolagna momba reo raha reo amin'ny teny zay tsy hain'ny fahindriagnan'ôlombelogno ampianarigny zahay, fao zay ampianarin'ny Fagnahy zahay. Ny Fagnahy no mandiiky ny teny ara-pagnahy miaraka amin'ny fahindriagna ara-pagnahy. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Fao tsy nandray ny fagnahin'izao tontolo izao atsika, fao ny Fagahy zay avy amin-Jagnahary, mbô hahaizantsika mahay reo raha amiagna atsika maimaim-poagna avy amin-Jagnahary. MIvaolagna momba reo raha reo amin'ny teny zay tsy hain'ny fahindriagnan'ôlombelogno ampianarigny zahay, fao zay ampianarin'ny Fagnahy zahay. Ny Fagnahy no mandiiky ny teny ara-pagnahy miaraka amin'ny fahindriagna ara-pagnahy. \ No newline at end of file diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt index bf5b1e8..f553bdb 100644 --- a/02/14.txt +++ b/02/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Ny ôlogno zay tsy ara-pagnahy dia tsy mangala reo raha zay an'ny Fagnahin-Jagnahary, satria fahadalagna aminy regny. Tsy afaka mahay an' regny izy satria famantaragna ara-pagnahy \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 Ny ôlogno zay tsy ara-pagnahy dia tsy mangala reo raha zay nihin-Jagna Fagnahin-Jagnahary, satria fahadalagna aminy regny. Tsy afaka mahay an' regny izy satria famantaragna ara-pagnahy \ No newline at end of file