auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-11-30 19:28:29 -05:00 committed by root
parent 14e96ad058
commit ef7c5dc082
7 changed files with 7 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kofa nandaiha aminareo zaho, ry rahalahy, dia tsy tonga niaraka taminy lahateny na fahendriagna raha nagnambara ny raha misitriky mahakasiky Zagnahary. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny maro hafa dia mivaky toy zao hoe: "Raha nagnambara ny fijoroagna vavolombelogno mahakasiky Zagnahary Zaho''] Fao nanapa-kevitry tsy hahay na ino na ino zaho koafa teo aminareo, afa tsy Jesôsy Kristy, ndraiky Izy voahombo.
\v 1 \v 2 Kofa nandaiha aminareo zaho, ry rahalahy, dia tsy tonga niaraka taminy lahateny na fahendriagna raha nagnambara ny raha misitriky mahakasiky Zagnahary. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny maro hafa dia mivaky toy zao hoe: "Raha nagnambara ny fijoroagna vavolombelogno mahakasiky Zagnahary Zaho''] Fao nanapa-kevitry tsy hahay na ino na ino zaho koafa teo aminareo, afa tsy Jesôsy Kristy, ndraiky Izy voahombo.

View File

@ -1 +1 @@
Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky teo amin'ny tahotro, ary teo amin'ny fangovitagna be. Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo, mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary.
\v 3 \v 4 \v 5 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky teo amin'ny tahotro, ary teo amin'ny fangovitagna be. Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo, mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary.

View File

@ -1 +1 @@
Amizao, dia mikoragna fahindriagna eo amin'ny reo matotro zao, fao tsy ny fahindriagnan'ny izao tontolo izao, na ny an'reo mpanapak'izao vagninandro izao, zay mandalo faogna. Fao, mivaolagna ny fahindriagnan-Jagnahary amin'ny fahamarignagna mivôny atsika, lehy fahindriagna mivôny zay nitindren-Jagnahary mialaoha talohan'ny reo vagnin'andro jiaby ho vogninahitsika.
\v 6 \v 7 Amizao, dia mikoragna fahindriagna eo amin'ny reo matotro zao, fao tsy ny fahindriagnan'ny izao tontolo izao, na ny an'reo mpanapak'izao vagninandro izao, zay mandalo faogna. Fao, mivaolagna ny fahindriagnan-Jagnahary amin'ny fahamarignagna mivôny atsika, lehy fahindriagna mivôny zay nitindren-Jagnahary mialaoha talohan'ny reo vagnin'andro jiaby ho vogninahitsika.

View File

@ -1 +1 @@
Tsisy tamin'ny reo mpanapak'izao andro zao no nahay io fahindriagna io, fao raha nahatakatra zany zareo tamin'ny zany fotoagna zany, dia tsy ho nihombon-jareo lehy tompon'ny vogninahitry. Fao araka zay voasaoratra hoe: "Ireo raha zay tsisy maso nahita, tsisy sôfigny naharegny, tsisy eritreritry nahazo an-tsaigny, reo raha zay namian-Jagnahary ho an'reo tia Azy."
\v 8 \v 9 Tsisy tamin'ny reo mpanapak'izao andro zao no nahay io fahindriagna io, fao raha nahatakatra zany zareo tamin'ny zany fotoagna zany, dia tsy ho nihombon-jareo lehy tompon'ny vogninahitry. Fao araka zay voasaoratra hoe: "Ireo raha zay tsisy maso nahita, tsisy sôfigny naharegny, tsisy eritreritry nahazo an-tsaigny, reo raha zay namian-Jagnahary ho an'reo tia Azy."

View File

@ -1 +1 @@
Ireo no raha nasehon-Jagnahary taminay tamin'ny Fagnahy. Fao ny Fagnahy dia mitady ny raha jiaby, na dia reo raha lalin-Jagnahary aby. Fa zôvy no mahay ny fisaignan'ôlogno araiky afa-tsy ny fagnahin'ôlogno ao aminy? Araka zany koa, tsisy mahay reo raha lalin-Jagnahary koa tsy ny Fagahin-Jagnahary.
\v 10 \v 11 Ireo no raha nasehon-Jagnahary taminay tamin'ny Fagnahy. Fao ny Fagnahy dia mitady ny raha jiaby, na dia reo raha lalin-Jagnahary aby. Fa zôvy no mahay ny fisaignan'ôlogno araiky afa-tsy ny fagnahin'ôlogno ao aminy? Araka zany koa, tsisy mahay reo raha lalin-Jagnahary koa tsy ny Fagahin-Jagnahary.

View File

@ -1 +1 @@
Fao tsy nandray ny fagnahin'izao tontolo izao atsika, fao ny Fagahy zay avy amin-Jagnahary, mbô hahaizantsika mahay reo raha amiagna atsika maimaim-poagna avy amin-Jagnahary. MIvaolagna momba reo raha reo amin'ny teny zay tsy hain'ny fahindriagnan'ôlombelogno ampianarigny zahay, fao zay ampianarin'ny Fagnahy zahay. Ny Fagnahy no mandiiky ny teny ara-pagnahy miaraka amin'ny fahindriagna ara-pagnahy.
\v 12 \v 13 Fao tsy nandray ny fagnahin'izao tontolo izao atsika, fao ny Fagahy zay avy amin-Jagnahary, mbô hahaizantsika mahay reo raha amiagna atsika maimaim-poagna avy amin-Jagnahary. MIvaolagna momba reo raha reo amin'ny teny zay tsy hain'ny fahindriagnan'ôlombelogno ampianarigny zahay, fao zay ampianarin'ny Fagnahy zahay. Ny Fagnahy no mandiiky ny teny ara-pagnahy miaraka amin'ny fahindriagna ara-pagnahy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Ny ôlogno zay tsy ara-pagnahy dia tsy mangala reo raha zay an'ny Fagnahin-Jagnahary, satria fahadalagna aminy regny. Tsy afaka mahay an' regny izy satria famantaragna ara-pagnahy
\v 14 \v 15 \v 16 Ny ôlogno zay tsy ara-pagnahy dia tsy mangala reo raha zay nihin-Jagna Fagnahin-Jagnahary, satria fahadalagna aminy regny. Tsy afaka mahay an' regny izy satria famantaragna ara-pagnahy