diff --git a/06/19.txt b/06/19.txt index 409c046..0178dd1 100644 --- a/06/19.txt +++ b/06/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Moa tsy hainareo fao ny haininareo dia tempolin'ny Fagnahy Masigny, zay mibidôko akao agnatinareo, zay azonareo avy amin-Jagnahary? Moa tsy hainareo moa fa tsy nihinareo ny haigninareo? \v 20 Fao ôlomboavidy areo. Noho zany dia mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo. [Fagnamarihagna: Reo dika-teny talaoha sasany dia mivaky magnanjao: "Noho zany mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo ndraiky amin'ny fagnahinareo, zay nihin-Jagnahary." Fao ny dika-teny taigna tsara dia tsy mivaky karaha io.] \ No newline at end of file +\v 19 Moa tsy hainareo fao ny haigninareo dia tempolin'ny Fagnahy Masigny, zay mibidôko akao agnatinareo, zay azonareo avy amin-Jagnahary? Moa tsy hainareo moa fa tsy nihinareo ny haigninareo? \v 20 Fao ôlom-boavidy areo. Noho zany dia mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo. [Fagnamarihagna: Reo dika-teny talaoha sasany dia mivaky magnanjao: "Noho zany mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo ndraiky amin'ny fagnahinareo, zay nihin-Jagnahary." Fao ny dika-teny taigna tsara dia tsy mivaky karaha io.] \ No newline at end of file diff --git a/07/01.txt b/07/01.txt index 0210a57..b05aad1 100644 --- a/07/01.txt +++ b/07/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Ary mahakasiky reo olagna zay nisoroatanreo mbomban'ny zao: "Tsara amin'ny lalahy ny tsy mikasiky vaiavy." \v 2 Naifa noho ireo fakam-pagnahy amin'ny fahavaitavaitagna maro isankarazany, dia tôkony hanagna ny vadiny manaokagna aby ny lalahy tsiaraikiaraiky, aveo ny vaiavy tsiaraikiaraiky dia tôkony hanagna vadiny manaokagna aby. \ No newline at end of file +\c 7 \v 1 Ary mahakasiky reo olagna zay nisoroatanareo mbomban'ny zao: "Tsara amin'ny lalahy ny tsy mikasiky vaiavy." \v 2 Naifa noho ireo fakam-pagnahy amin'ny fahavaitavaitagna maro isankarazany, dia tôkony hanagna ny vadiny manaokagna aby ny lalahy tsiaraikiaraiky, aveo ny vaiavy tsiaraikiaraiky dia tôkony hanagna vadiny manaokagna aby. \ No newline at end of file