auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-23 18:53:32 -05:00 committed by root
parent 3a9b6e6d14
commit e6101ac638
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao ny tsiaraikiaraky aminare dia afaka mifanolo maminagny mbô hafahan'ny tsiaraikiaraiky mianatra ary mbô hahery ny jiaby. Fao ny fagnahin'ny re mpagnazary dia eo ambanin'ny fagnaraha-mason'ny re mpagnazary. Fao Zagnahary dia tsy Zagnahariny ny fikorontanagna hoan'ny re
Fao ny tsiaraikiaraky aminare dia afaka mifanolo maminagny mbô hafahan'ny tsiaraikiaraiky mianatra ary mbô hahery ny jiaby. Fao ny fagnahin'ny re mpagnazary dia eo ambanin'ny fagnaraha-mason'ny re mpagnazary. Fao Zagnahary dia tsy Zagnahariny ny fikorontanagna hoan'ny re fiangonan'ny re mpino jiaby.

1
14/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny vaiavy dia tôkony hitagna fahanginagna ao am-piangonagna. Satria tsy mahazo alalagna hivaolagna zare. Fao, tôkony hagneky zare, karaha ny ambaran'ny lalàgna. Raha misy irin-jare