From debfaea7da1ae36b7c098dee13981e0d7e379409 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Thu, 24 Dec 2020 07:33:20 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 16/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/10.txt b/16/10.txt index 6672bee..8aad68b 100644 --- a/16/10.txt +++ b/16/10.txt @@ -1 +1 @@ -Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy zaho. Ary mahakaisiky Apolosy rahalahintsika, dia nampirisiky azy mafy zaho mbô hamangy are \ No newline at end of file +Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy zaho. Ary mahakaisiky Apolosy rahalahintsika, dia nampirisiky azy mafy zaho mbô hamangy are miaraka amin'ny re rahalahy. Fao mbôla tsy vôgnogno tantairaka ny hoavy izy zao. Na zany aby, hoavy izy koafa \ No newline at end of file