Fri Jul 30 2021 15:18:06 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 15:18:06 -04:00
parent 45f32b79c6
commit c5bce14bf7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny reo mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony tsabonareo. \v 2 Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminareo ary hikajy zany araka zay vitanareo. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho.
\c 16 \v 1 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny reo mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony tsabonareo. \v 2 Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminareo ary hikajy zany araka zay vitanareo. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby koafa tonga zaho.