auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 19:53:30 -05:00 committed by root
parent 3a22777b7c
commit c24a05394a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 14 \v 17 Noho zany,ry tiako, milifasa lavitry ny fanompon-tsampy.\v 15 Mivaolagna aminareo hotra ny ôlogno manantsaigny zaho, mbô hafahanareo mitsara zay volagniky. Ny kapoakan'ny fisaoragna zay isaoran-tsika, moa zany tsy fiombonagna amin'ny lin'ny Kristy? Ny môfo zay vakintsika, moa zany tsy fiombonagna amin'ny haignin'i Kristy? Satria araiky faogna ny môfo, atsika zay maro dia haigny araiky. Atsika jiaby dia mandray amin'ny môfo araiky faogna.
\v 17 \v 14 Noho zany,ry tiako, milifasa lavitry ny fanompon-tsampy.\v 15 Mivaolagna aminareo hotra ny ôlogno manantsaigny zaho, mbô hafahanareo mitsara zay volagniky.\v 16 Ny kapoakan'ny fisaoragna zay isaoran-tsika, moa zany tsy fiombonagna amin'ny lin'ny Kristy? Ny môfo zay vakintsika, moa zany tsy fiombonagna amin'ny haignin'i Kristy? Satria araiky faogna ny môfo, atsika zay maro dia haigny araiky. Atsika jiaby dia mandray amin'ny môfo araiky faogna.