diff --git a/10/20.txt b/10/20.txt index 3c5a32a..73bfa76 100644 --- a/10/20.txt +++ b/10/20.txt @@ -1 +1 @@ -Fao mivaolagna momban'ny raha zay tsabony reo Jentilisa mpanompo sampy fagnatitry zaho, fao amian-jareo reo demoniaka regny raha regny fao tsy amin-Jagnahary. Tsy tiako areo ho mpiombogno amin'ny demonia! Tsy afaka migiaka ny kapoakan'ny Tompo ndraiky kapoakan'ny demonia areo. Tsy afaka miombogno amin'ny latabatra ny Tompo ndraiky latabatra reo demonia areo. Sa magnano zay mahasaro-piaro ny Tompo moa atsika? Maf \ No newline at end of file +Fao mivaolagna momban'ny raha zay tsabony reo Jentilisa mpanompo sampy fagnatitry zaho, fao amian-jareo reo demoniaka regny raha regny fao tsy amin-Jagnahary. Tsy tiako areo ho mpiombogno amin'ny demonia! Tsy afaka migiaka ny kapoakan'ny Tompo ndraiky kapoakan'ny demonia areo. Tsy afaka miombogno amin'ny latabatra ny Tompo ndraiky latabatra reo demonia areo. Sa magnano zay mahasaro-piaro ny Tompo moa atsika? Mafy noho Izy moa atsika? \ No newline at end of file diff --git a/10/23.txt b/10/23.txt new file mode 100644 index 0000000..f226c1b --- /dev/null +++ b/10/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +"Ny raha jiaby dia ara-dĂ lagnaa," Fao tsy ny raha jiaby no mahatsara. "Ny \ No newline at end of file