auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-03-08 00:51:00 -05:00 committed by root
parent cc2090f07d
commit b9ab11ae45
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Raha mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, moa zahay tsy managna mihoatra ? Na dia zany aby, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fao ndraiky, nalenay niaritry raha jiaby hotra zay ho sakagna ho amin'ny vava maharavon'ny Kristy.\v 13 Moa tsy hainareo fao reo zay manompo ao amin'ny tempoly dia mahazo ny hanignin-jareo avy ao amin'ny tempoly? Aveo moa tsy hainareo fao reo zay manompo egny amin'ny alitara dia mahazo anjara amin'ny zay natao fagnatitry teo amin'ny Alitara? \v 14 Hotra zany koa, ny Tompo dia nandidy fao reo zay mitory vava maharavo dia tôkony hahazo fivilaoman-jareo avy amin'ny vava mahafaly.
\v 12 Raha mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, moa zahay tsy managna mihoatra ? Na dia zany aby, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fao ndraiky, nalenay niaritry raha jiaby hotra zay ho sakagna ho amin'ny vava maharavon'ny Kristy.\v 13 Moa tsy hainareo fao reo zay manompo ao amin'ny tempoly dia mahazo ny hanignin-jareo avy ao amin'ny tempoly? Aveo moa tsy hainareo fao reo zay manompo egny amin'ny alitara dia mahazo anjara amin'ny zay natao fagnatitry teo amin'ny Alitara? \v 14 Hotra zany koa, ny Tompo dia nandidy fao reo zay mitory vava maharavo dia tôkony hahazo fivilaoman-jareo avy amin'ny vava maharavo.