auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-03-08 02:32:03 -05:00 committed by root
parent 2ce29ad907
commit b80c3f26ff
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Ny maso tsy afaka mivaolagna amin'ny tagnagna magnanj: "Tsisy ilàko ana." Na ny laoha tsy hivaolagna amin'ny hongotro hoe: \v 22 "Tsisy ilàko ana." Fao re rantsagna amin'ny vatagna zay miboaka ho taigna malemy dia taigna ilaigny, \v 23 ary re rantsan'ny vatagna zay heverintsika fao tsy dia manan-danja, dia amiantsika lanja taigna gaida re, ary re rantsantsika tsy faboaka dia managna fahamendrehagna mihoatra. \v 24 Ary ny rantsantsika faboaka dia tsy mila ndesigny amin'ny fahamaindrehagna, fao re dia afa managna fahamendrehagna. Fao Zagnahary nampikambagna ny rantsagna jiaby miaraka, ary izy nagnamia lanja re zay tsy ampy zany.
\v 21 Ny maso tsy afaka mivaolagna amin'ny tagnagna magnanjao: "Tsisy ilàko ana." Na ny laoha tsy hivaolagna amin'ny hongotro hoe: \v 22 "Tsisy ilàko ana." Fao re rantsagna amin'ny vatagna zay miboaka ho taigna malemy dia taigna ilaigny, \v 23 ary re rantsan'ny vatagna zay heverintsika fao tsy dia manan-danja, dia amiantsika lanja taigna gaida re, ary re rantsantsika tsy faboaka dia managna fahamendrehagna mihoatra. \v 24 Ary ny rantsantsika faboaka dia tsy mila ndesigny amin'ny fahamaindrehagna, fao re dia afa managna fahamendrehagna. Fao Zagnahary nampikambagna ny rantsagna jiaby miaraka, ary izy nagnamia lanja re zay tsy ampy zany.