auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-25 20:48:57 -05:00 committed by root
parent 8fe562ec87
commit b436d0f97b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Karaha zany foagna koa ny aminare. Satria taigna magniry ny fihitsaihan'ny Fagnahy are, dia manàgna zôtom-pô mbô hiroborobo amin'ny fagnoraignagna ny finoagna. Noho zany zay mivaolagna amin'ny fivolagnagna tsy hay dia tôkony hivavaka mbô hafahany mandika vaolagna. Fao raha mivavaka amin'ny fivolagnagna tsy hay Zaho, dia mivavaka ny fagnahiky, fao ny saigninaha tsy mamoa.
\v 12 Karaha zany foagna koa ny aminare. Satria taigna magniry ny fihitsaihan'ny Fagnahy are, dia manàgna zôtom-pô mbô hiroborobo amin'ny fagnoraignagna ny finoagna. \v 13 Noho zany zay mivaolagna amin'ny fivolagnagna tsy hay dia tôkony hivavaka mbô hafahany mandika vaolagna. \v 14 Fao raha mivavaka amin'ny fivolagnagna tsy hay Zaho, dia mivavaka ny fagnahiky, fao ny saigninaha tsy mamoa.