auto save
This commit is contained in:
parent
8a2cdefae3
commit
b3d0a35640
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna am
|
||||
Mitadiava fitiavagna ary manàgna zôtom-pô amin'ny re fagnomaizam-pagnahy, fao fa ny mbô haminanianare. Fao zay mivaolagna amin'ny fivolagna tsy hay dia tsy mikoragna amin'ny ôlogno fao amin-Jagnahary. Fao tsisy mahazo azy satria mivaolagna raha mivôny ao amin'ny Fagnahy izy. Fao zay maminany dia mikoragna amin'ny ôlgno mbô ho fampioraignagna zare, ho fampirisihagna
|
Loading…
Reference in New Issue