auto save
This commit is contained in:
parent
a59bc5699b
commit
b3bb0c2c99
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Moa tsy hainareo fao ny haininareo dia tempolin'ny Fagnahy Masigny, zay mibidôko akao agnatinareo, zay azonareo avy amin-Jagnahary? Moa tsy hainareo moa fa tsy nihinareo ny haigninareo? Fao ôlomboavidy areo. Noho zany dia mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo. [Fagnamarihagna: reo dika-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao hoe: "Noho zany mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo ndraiky amin'ny fagna
|
Moa tsy hainareo fao ny haininareo dia tempolin'ny Fagnahy Masigny, zay mibidôko akao agnatinareo, zay azonareo avy amin-Jagnahary? Moa tsy hainareo moa fa tsy nihinareo ny haigninareo? Fao ôlomboavidy areo. Noho zany dia mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo. [Fagnamarihagna: reo dika-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao hoe: "Noho zany mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo ndraiky amin'ny fagnahinareo, zay nihin-Jagnahary." Fao ny dika-teny tsara indrindra dia tsy mivaky karaha io.]
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
Toko faha 7
|
Loading…
Reference in New Issue