auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 19:07:25 -05:00 committed by root
parent 72b99be919
commit af32095322
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao koafa miangogno areo, dia tsy ny Fanasn'ny Tompo no hoaninareo. Koafa mihinagna, dia samy mihinagna ny hanigny manaokagna ny tsiaraikiaraiky alaohan'ny hinanan'ny reo hafa. Tihinagna ny araiky, aveo ny hafa nanjary mamo. Tsy managna tragno ihinanagna ndraiky higiahagna moa areo? Ho tsinotsinoavinareo moa ny fiangonan-Jagnahary kay hahitrinareo zay tsy managna na ino na ino? Ino no tôkony Fao koafa miangogno areo, dia tsy ny Fanasn'ny Tompo no hoaninareo. Koafa mihinagna, dia samy mihinagna ny hanigny manaokagna ny tsiaraikiaraiky alaohan'ny hinanan'ny reo hafa. Tihinagna ny araiky, aveo ny hafa nanjary mamo. Tsy managna tragno ihinanagna ndraiky higiahagna moa areo? Ho tsinotsinoavinareo moa ny fiangonan-Jagnahary kay hahitrinareo zay tsy managna na ino na ino? Ino no tôkony hivolagniky aminareo? Tôkony hidaira areo moa zaho? Tsy hidaira areo amin'ny zany zaho.

1
11/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao niraisiky avy amin'ny Tompo faogna koa zay ampita