auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 14:33:29 -05:00 committed by root
parent d0985526d6
commit ac4a42a38d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, moa zahay tsy managna mihoatra ? Na dia zany aby, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fao ndraiky, nalenay niaritry raha jiaby hotra zay ho sakagna ho amin'ny vava mahafalin'ny Kristy. Moa tsy hainareo fao reo zay manompo ao amin'ny tempoly dia mahazo ny sakafon-jareo avy ao amin'ny tempoly? Aveo moa tsy hainareo fao reo zay manompo egny amin'ny alitara dia mahazo anjara amin'ny zay natao fagnatitry teo amin'ny Alitara? Hotra zany koa, ny Tompo dia nandidy fao r
Raha mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, moa zahay tsy managna mihoatra ? Na dia zany aby, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fao ndraiky, nalenay niaritry raha jiaby hotra zay ho sakagna ho amin'ny vava mahafalin'ny Kristy. Moa tsy hainareo fao reo zay manompo ao amin'ny tempoly dia mahazo ny sakafon-jareo avy ao amin'ny tempoly? Aveo moa tsy hainareo fao reo zay manompo egny amin'ny alitara dia mahazo anjara amin'ny zay natao fagnatitry teo amin'ny Alitara? Hotra zany koa, ny Tompo dia nandidy fao reo