auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-24 01:53:31 -05:00 committed by root
parent a6c7017cda
commit ac211799d4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tôrotro zany koa ny fitsanganagna amin'ny maty. Zay afafy dia mety haratra, ary zay atsangagna dia tsy mety maratra. Afafy tamin'ny fahafaham-baraka zany; dia natsangagna am-
Tôrotro zany koa ny fitsanganagna amin'ny maty. Zay afafy dia mety haratra, ary zay atsangagna dia tsy mety maratra. Afafy tamin'ny fahafaham-baraka zany; dia natsangagna am-bogninahitry. Afafy tamin'ny fahalimiagna zany; dia natsangagna amin'ny ngôvo. Afafy amin'ny vatagna voajagnahary zany; dia atsangagna ho vatagna ara-pagnahy. Raha misy vatagna voajagnahary, dia misy vatagna ara-pagnahy faogna koa.

1
15/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary