auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 19:07:25 -05:00 committed by root
parent b457a0e8d6
commit aaea4bdfbb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 \v 29 \v 30 Fao raha misy mivaolagna hoe: "Tô hanigny tô dia avy amin'ny fagnatitry ny mpanompo sampy," Dia aza mihinagna zany. Zany dia nihin'ny lehy nagnambara areo, ndraiky ho nihin'ny fieritreraitagna. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny talaoha sasany dia magnampy hoe: "Fao ny tany ndraiky raha ao aminazy dia nihin'ny Tompo." Fao ny dika-teny tsara indrindra dia tsisy zany.] Tsy mivaolagna zaho hoe ny fieritreraitagna manaokagna, fao ny fieritreraitan'ny ôlon-kafa. Nagnino ny fahafahako no tôkony ho tsarain'ny fieritreraitan'ny hafa? Raha mandray anjara amin'ny hanigny am-pankasitrahagna zaho, nagnino no tevitevaigny amin'ny zay nagnamiazako fisaoragna?
\v 30 \v 28 Fao raha misy mivaolagna hoe: "Tô hanigny tô dia avy amin'ny fagnatitry ny mpanompo sampy," Dia aza mihinagna zany. Zany dia nihin'ny lehy nagnambara areo, ndraiky ho nihin'ny fieritreraitagna. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny talaoha sasany dia magnampy hoe: "Fao ny tany ndraiky raha ao aminazy dia nihin'ny Tompo." Fao ny dika-teny tsara indrindra dia tsisy zany.]\v 29 Tsy mivaolagna zaho hoe ny fieritreraitagna manaokagna, fao ny fieritreraitan'ny ôlon-kafa. Nagnino ny fahafahako no tôkony ho tsarain'ny fieritreraitan'ny hafa? Raha mandray anjara amin'ny hanigny am-pankasitrahagna zaho, nagnino no tevitevaigny amin'ny zay nagnamiazako fisaoragna?