diff --git a/07/05.txt b/07/05.txt index d80b780..945cd53 100644 --- a/07/05.txt +++ b/07/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 5 Aza mifanakatsakagna areo tsiaraikiaraiky, afa-tsy amin'ny fifagnarahagna nivanaovagna aveo amin'ny fotoagna voataokagna. Atôvy zany mbô hafahanareo manaokan-taigna amin'ny vavaka. Aveo dia tôkony hiaraka mandry ndraiky areo, mbô tsy hafahan'ny satana mangala fagnahy areo nohon'ny tsy fanagnanareo fifihaizan-taigna.\v 6 Kanaifa zaho dia mivaolagna reo raha reo aminareo am-pahalalagna fao tsy didy aby. Fao ny tsiaraikiaraiky dia samy managna ny fagnomaizam-pahasoavany manaokagna avy amin-Jagnahary. Ny araiky managna tô karazam-pagnomaizam-pahasoavagna tô, aveo ny araiky hafa managna karazany hafa koa. \ No newline at end of file +\v 5 Aza mifanakatsakagna areo tsiaraikiaraiky, afa-tsy amin'ny fifagnarahagna nivanaovagna aveo amin'ny fotoagna voataokagna. Atôvy zany mbô hafahanareo manaokan-taigna amin'ny vavaka. Aveo dia tôkony hiaraka mandry ndraiky areo, mbô tsy hafahan'ny satana mangala fagnahy areo nohon'ny tsy fanagnanareo fifihaizan-taigna.\v 6 Kanaifa zaho dia mivaolagna reo raha reo aminareo am-pahalalagna fao tsy didy aby. \v 7 Iriky ny ôlogno jiaby ho Fao ny tsiaraikiaraiky dia samy managna ny fagnomaizam-pahasoavany manaokagna avy amin-Jagnahary. Ny araiky managna tô karazam-pagnomaizam-pahasoavagna tô, aveo ny araiky hafa managna karazany hafa koa. \ No newline at end of file