diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index a21f9d1..66a95a6 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Fao tsy nalaka ny fagnahin'izao tontolo izao atsika, fao ny Fagahy zay avy amin-Jagnahary, mbô hahaizantsika mahay reo raha amiagna atsika maimaim-poagna avy amin-Jagnahary.\v 13 Mivaolagna mahakasiky reo raha reo amin'ny vaolagna zay tsy hain'ny fahindriagnan'ôlombelogno ampianarigny zahay, fao zay ampianarin'ny Fagnahy zahay. Ny Fagnahy no mandiiky ny vaolagna ara-pagnahy miaraka amin'ny fahindriagna ara-pagnahy. \ No newline at end of file +\v 12 Fao tsy nalaka ny fagnahin'izao tontolo izao atsika, fao ny Fagahy zay avy amin-Jagnahary, mbô hahaizantsika mahay reo raha amiagna atsika maimaim-poagna avy amin-Jagnahary. \v 13 Mivaolagna mahakasiky reo raha reo amin'ny vaolagna zay tsy hain'ny fahindriagnan'ôlombelogno ampianarigny zahay, fao zay ampianarin'ny Fagnahy zahay. Ny Fagnahy no mandiky ny vaolagna ara-pagnahy miaraka amin'ny fahindriagna ara-pagnahy. \ No newline at end of file diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt index e09220b..adf63e8 100644 --- a/02/14.txt +++ b/02/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Ny ôlogno zay tsy ara-pagnahy dia tsy malaka reo raha zay nihin'ny Fagnahin-Jagnahary, satria halifahagna aminazy regny. Tsy afaka mahay regny izy satria famantaragna ara-pagnahy regny.\v 15 Izay ara-pagnahy dia mitsara raha jiaby, fao tsy iharan'ny fitsaragnan'ny hafa izy.\v 16 "Fao zôvy no afaka mahay ny fisaignan'ny Tompo, no ho afaka hampianatra Azy?" Fao zahay dia managna ny fisaigan'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 14 Ny ôlogno zay tsy ara-pagnahy dia tsy malaka reo raha zay nihin'ny Fagnahin-Jagnahary, satria halifahagna aminazy regny. Tsy afaka mahay regny izy satria famantaragna ara-pagnahy regny. \v 15 Izay ara-pagnahy dia mitsara raha jiaby, fao tsy iharan'ny fitsaragnan'ny hafa izy. \v 16 "Fao zôvy no afaka mahay ny fisaignan'ny Tompo, no ho afaka hampianatra Azy?" Fao zahay dia managna ny fisaignan'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index f14ae7f..eae7157 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Ary zaho, rahalahy, dia tsy afaka nivaolagna taminareo hotra ny ôlogno zay ara-pagnahy, fao kanaifa hotra ny ôlogno ara-noôfo, hotra ny zazamadiniky ao amin'i Kristy. \v 2 Nifahanako ronono areo, fao tsy ventinkanigny, satria tsy vôgnogno tamin'ny zany areo; aveo na aminjeo aby dia mbôla tsy vôgnogno amin'ny zany areo. \ No newline at end of file +\c 3 \v 1 Ary zaho, rahalahy, dia tsy afaka nivaolagna taminareo hotra ny ôlogno zay ara-pagnahy, fao kanaifa hotra ny ôlogno ara-nôfo, hotra ny zazamadiniky ao amin'i Kristy. \v 2 Nifahanako ronono areo, fao tsy ventinkanigny, satria tsy vôgnogno tamin'ny zany areo; aveo na aminjeo aby dia mbôla tsy vôgnogno amin'ny zany areo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index af94487..440870f 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -60,10 +60,10 @@ "02-03", "02-06", "02-08", + "02-10", "02-12", "02-14", "03-title", - "03-01", "03-03", "03-06", "03-08",