auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-24 07:33:20 -05:00 committed by root
parent 00adab14a0
commit a74eedd39b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy
Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy zaho. Ary mahakaisiky Apolosy rahalahintsika, dia nampirisiky azy mafy zaho mbô hamangy are