auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-25 20:13:26 -05:00 committed by root
parent 80990ea20a
commit 9fcd2f64ef
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 \v 27 Nagnano zany Izy mbô tsy hoisy fisarahagna eo amin'ny vatagna, fao mbô hifampikarakara amin'ny fitiavagna mitôvy re rantsagna. Noho zany koafa mijaly ny rantsagna araiky, dia miara-mijaly re rantsagna jiaby; na koafa amian-danja ny rantsagna araiky, dia miaraka ravo ny rantsagna jiaby. Ary ara dia vatan'i Kristy ary rantsagna amin'ny zany ny tsiaraikiaraiky.
\v 25 \v 27 Nagnano zany Izy mbô tsy hoisy fisarahagna eo amin'ny vatagna, fao mbô hifampikarakara amin'ny fitiavagna mitôvy re rantsagna. \v 26 Noho zany koafa mijaly ny rantsagna araiky, dia miara-mijaly re rantsagna jiaby; na koafa amian-danja ny rantsagna araiky, dia miaraka ravo ny rantsagna jiaby. Ary ara dia vatan'i Kristy ary rantsagna amin'ny zany ny tsiaraikiaraiky.