auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-23 18:53:32 -05:00 committed by root
parent 365f6b420c
commit 9e3daa7cf7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry rahalahy, aza mbô zaza amin'ny fihevitry are. Fao ndraiky, raha amin'ny ratsy, dia manaova tôrotro zaza. Fao amin'ny fihevitriare dia aoka ho matotro are. Ao amin'ny lalàgna dia voasaoratra
Ry rahalahy, aza mbô zaza amin'ny fihevitry are. Fao ndraiky, raha amin'ny ratsy, dia manaova tôrotro zaza. Fao amin'ny fihevitriare dia aoka ho matotro are. Ao amin'ny lalàgna dia voasaoratra: "Amin'ny alalan'ny ôlogno hafa fivolagnagna ndariky amin'ny alalan'ny môlotro ny vahiny dia hivaolagna amin'ny reto ôlogno reto Zaho. Na dia tsy hahiregny Zaho aby zare," hoizy Tompo.