From 986001f0a345374a8ab9e64a6e1b9dc6a99dfcee Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 8 Mar 2021 01:32:03 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 11/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 6bc7bd1..4167f56 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Alaivo tahaka zaho, hotra zaho mangala tahaka Kristy. \v 2 Aveo midaira areo zaho satria mahatsaro zaho amin'ny raha jiaby areo. Midaira areo zaho satria mitagna mafy ny fombafomba araka zay nanolorako azy reo teo aminareo areo.\v 3 Ary tiako ho azonareo fao Kristy no laohan'ny lalahy jiaby, fao ny lalahy no laohan'ny vaiavy, avakeo Zagnahary no lohan'ni Kristy. \v 4 Avakeo mangala vogninahitry ny laohany reo lalahy zay mivavaka na maminagny kay misaron-daoha. \ No newline at end of file +\v 1 Alaivo karaha zaho, hotra zaho malaka tahaka Kristy. \v 2 Aveo midaira areo zaho satria mahatsaro zaho amin'ny raha jiaby areo. Midaira areo zaho satria mitagna mafy ny fombafomba araka zay nanolorako azy reo teo aminareo areo.\v 3 Ary tiako ho azonareo fao Kristy no laohan'ny lalahy jiaby, fao ny lalahy no laohan'ny vaiavy, avakeo Zagnahary no lohan'ni Kristy. \v 4 Avakeo mangala vogninahitry ny laohany reo lalahy zay mivavaka na maminagny kay misaron-daoha. \ No newline at end of file