auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-03-08 01:32:03 -05:00 committed by root
parent 78cbf50bae
commit 986001f0a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Alaivo tahaka zaho, hotra zaho mangala tahaka Kristy. \v 2 Aveo midaira areo zaho satria mahatsaro zaho amin'ny raha jiaby areo. Midaira areo zaho satria mitagna mafy ny fombafomba araka zay nanolorako azy reo teo aminareo areo.\v 3 Ary tiako ho azonareo fao Kristy no laohan'ny lalahy jiaby, fao ny lalahy no laohan'ny vaiavy, avakeo Zagnahary no lohan'ni Kristy. \v 4 Avakeo mangala vogninahitry ny laohany reo lalahy zay mivavaka na maminagny kay misaron-daoha.
\v 1 Alaivo karaha zaho, hotra zaho malaka tahaka Kristy. \v 2 Aveo midaira areo zaho satria mahatsaro zaho amin'ny raha jiaby areo. Midaira areo zaho satria mitagna mafy ny fombafomba araka zay nanolorako azy reo teo aminareo areo.\v 3 Ary tiako ho azonareo fao Kristy no laohan'ny lalahy jiaby, fao ny lalahy no laohan'ny vaiavy, avakeo Zagnahary no lohan'ni Kristy. \v 4 Avakeo mangala vogninahitry ny laohany reo lalahy zay mivavaka na maminagny kay misaron-daoha.