auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-16 10:01:00 -05:00 committed by root
parent 2dbc1717d2
commit 93599ac8fe
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Diniho ny fagnantsaovagna are, ry rahalahy. Tsy maro taminare no hendry raha ny amin'ny maha ôlombelogno. Tsy maro taminare no hendry. Tsy maro taminare no nahery. Tsy maro tamiare no agnambo firazanagna. Fao Zagnahary dia nisafidy re raha halifahany zao tonto
Diniho ny fagnantsaovagna are, ry rahalahy. Tsy maro taminare no hendry raha ny amin'ny maha ôlombelogno. Tsy maro taminare no hendry. Tsy maro taminare no nahery. Tsy maro tamiare no agnambo firazanagna. Fao Zagnahary dia nisafidy re raha halifahany zao tontolo zao mbô hampamaingtra ny hendry. Zagnahary dia nisafidy zay malemy eo amin'ny zao tontolo zao mbô hampamaingatra zay matanjaka.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zagnahary dia nisafidy zay ambany