auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 19:07:25 -05:00 committed by root
parent 929f21c861
commit 811b448b71
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitôvy amin'ny zay koa dia niraigny ny kapoaka koafa avy nihinagna haligny, aveo nivalagna Izy hoe: "Tô kapoaka tô no fagnikiagna vava ao amin'ny liko. Atôvy zao na afriagna na afriagna areo no migiaka, ho fahatsiarovagna Zaho." Amin'ny fotoagna jiaby zay hinanannareo
Mitôvy amin'ny zay koa dia niraigny ny kapoaka koafa avy nihinagna haligny, aveo nivalagna Izy hoe: "Tô kapoaka tô no fagnikiagna vava ao amin'ny liko. Atôvy zao na afriagna na afriagna areo no migiaka, ho fahatsiarovagna Zaho." Amin'ny fotoagna jiaby zay hinanannareo tô môfo tô ndraiky higiahanareo amin'ny tô kapoaka tô, dia magnambara ny fahafataisan'ny Tompo mandra-piaviany areo.

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Na zôvy na zôvy, noho zany, mihinagna ny môfo na migiaka