Fri Jul 23 2021 10:37:30 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 10:37:31 -04:00
parent 4bf41e3192
commit 7e7632c1a0
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Fao niraisiky avy amin'ny Tompo faogna koa zay ampitaiko areo, fao Jesôsy Tompo, tamin'ny aligny zay namadiagna Azy, dia nalaka môfo. \v 24 Koafa avy nigiaka Izy, dia nanapaka zany aveo nivaolagna nagnanjao: "Tô ny haigninaha, zay ho nihinareo. Atôvy zao ho fahatsiarovagna Zaho."
\v 23 Fao niraisiky avy amin'ny Tompo faogna koa zay ampitaiko areo, fao Jesôsy Tompo, tamin'ny aligny zay namadihagna Azy, dia nalaka môfo. \v 24 Koafa avy nigiaka Izy, dia nanapaka zany aveo nivaolagna nagnanjao: "Tô ny haigninaha, zay ho nihinareo. Atôvy zao ho fahatsiarovagna Zaho."

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Mitôvy amin'ny zay koa dia niraisigny ny kapoaka koafa avy nihinagna haligny, aveo nivaolagna Izy nagnanjao: "Tô kapoaka tô no fagnikiagna vava ao amin'ny lionaha. Atôvy zao na afriagna na afriagna areo no migiaka, ho fahatsiarovagna Zaho."\v 26 Amin'ny fotoagna jiaby zay hinanannareo tô môfo tô ndraiky higiahanareo amin'ny tô kapoaka tô, dia magnambara ny fahafataisan'ny Tompo papiky haviany areo.
\v 25 Mitôvy amin'ny zay koa dia niraisigny ny kapoaka koafa avy nihinagna haligny, aveo nivaolagna Izy nagnanjao: "Tô kapoaka tô no fagnikiagna vava ao amin'ny lionaha. Atôvy zao na afriagna na afriagna areo no migiaka, ho fahatsiarovagna Zaho." \v 26 Amin'ny fotoagna jiaby zay hinananareo tô môfo tô ndraiky higiahanareo amin'ny tô kapoaka tô, dia magnambara ny fahafataisan'ny Tompo papiky haviany areo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Na zôvy na zôvy, noho zany, mihinagna ny môfo na migiaka amin'ny kapoakan'ny Tompo amin'ny haigny ndraiky lion'ny Tompo. \v 28 Aoka handiniky ny haigninareo alaohaka ny ôlogno, avakeo amin'ny zany dia aoka hihinagna ny môfo avakeo higiaka amin'ny kapoaka izy.\v 29 Fao izy zay mihinagna ndraiky migiaka kay tsy mahay ny haigny, dia mihinagna ndraiky migiaka fitsaragna ho amin'ny haigniny.\v 30 Zany no mahatonga ny maro aminareo ho osa ndraiky mrary, avakeo ny sasany aminareo hofoaty.
\v 27 Na zôvy na zôvy, noho zany, mihinagna ny môfo na migiaka amin'ny kapoakan'ny Tompo amin'ny haigny ndraiky lion'ny Tompo. \v 28 Aoka handiniky ny haigninareo alaohaka ny ôlogno, avakeo amin'ny zany dia aoka hihinagna ny môfo avakeo higiaka amin'ny kapoaka izy. \v 29 Fao izy zay mihinagna ndraiky migiaka kay tsy mahay ny haigny, dia mihinagna ndraiky migiaka fitsaragna ho amin'ny haigniny. \v 30 Zany no mahatonga ny maro aminareo ho osa ndraiky marary, avakeo ny sasany aminareo hofoaty.

View File

@ -157,8 +157,8 @@
"11-13",
"11-17",
"11-20",
"11-23",
"11-25",
"11-27",
"11-31",
"11-33",
"12-title",